Hino da Ilha de Madagascar, localizada na África.
Letra
Ry Tanindraza nay malala ô Ry Madagasikara soa. Ny fitiavanay anaotsy miala, Fa ho anao ho anao doria tokoa. Tahionao ry Zanahary 'Ty No sindrazanay ity Hiadana sy ho finaritra He sambatra tokoa izahay. |
Ry Tanindrazanay malala ô Irinay mba hanompoan'anao Ny tena sy fo fanahy anananay 'zay sarobidy Sy mendrika tokoa. Ry Tanindrazanay malala ô Irinay mba hitahian' anao, Ka Ilay Nahary 'zao ton tolo izao no Fototra ijoroan, ny satanao. |